Fanatsarana ny fiompiana akoho sy voron-tsiloza

Key words
  • Boky iray amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana :

    • Ny atao oe akoho gasy
    • ireo fomba fisafidianana ny akoho azo hangalana taranaka

    Boky kely entina hanoroana ny fomba fanamboarana tranon'akoho gasy nohatsaraina sy ireo akora amin'izany. Hita ao anatin'inty boky iray ity ihany koa ny fomba fiompiana ny akoho sy vorontsiloza sy ireo sakafo ary ny fomba fampanarahana azy.

At the top